7h26 maraina no tapaka ny rano omaly, asa tamin'ny firy no niverina.
Ho hita eo indray rehefa avy eo fa dia fenoina izay afaka fenoina, diovina izay afaka diovina.
#alahadyFitsaharana
Avy natsaka nameno rano.
Amin'ny 2 maraina izao, avy eo nefa mbola hifoha handeha hiasa.
Tsy azon'ny tompon'andraikitra an-tsaina ny hery lany sy ny "baisse de productivité" aterak'izany
1
51
aza variana amin'ny téléréalité fa ny fiainana andavanandro mila fihatsarana sy fanatsarana jerena #Madagasikara
44
Replying to @orange_mg
@orange_mg @orangeactu fa maninona moa izany no eo anoloan'ny va ahadin'olona no sady fidirana sy fivoahan'ny fiara no nolavahanareo ho asiana zavatra mibahana tsy misy resaka?
Raha mba atao an'izany koa ny vavahadinareo?
Sao mba tsy mety?
#FJKM #Amparibe
1
2
55
Le MBA combiné de Sorbone et de Dauphine par TNS Analysis de l'île Maurice reste relativement cher pour🇲🇬
Avant, avec les 9 voyages au moins, les hébergements et les frais de scolarité, ça coûtait au moins 60millions Ar dans le temps, maintenant ça doit être plus avec la hausse
1
2
262
Fa ilay lodsi gasy izany tsy menamena tsara intsony dia amidy,
Ohatra ny hoe no-souffrer-na teo am-piotazana dia hatsatra kely
#AvyLetchi
30



